4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nilaza ianao - Valentin gouasmia

ny andro iny nahitako anao ka nampitsiry tato am-poko ilay fitiavako anao ny masonao mitopy malefaka fijarey ka satriko ho tazomina ha ahy samirery tsy sahiko ny nanambara ilay faitavana tanatiko fa ilay sao ho lavinao no tsy tantiko kinajo,iza no nanam-po hay koa va ianao tia ahy :"tia ahy ihany koa"

ref: nilaza ianao fa tia ahy hoe fofon aina no hametra babonao ny fo amam_panahy nomeko anao ny tamiko rehetra zovy moa ry malala no mba mety mahalala inona no raha atao ny foko tia nilaozanao

telo volana no lasa tsy nisy nisy nana-po akory fa nivadika ny rasa k'ilay fitiavana nifaliana toa nanjary nampahory f'ianao mamilafila toa tia nefa tsy mila nandratra ny fo nampivadika ny loha nampahory ny fanahy nampijalijaly ahy
ankehitriny,ny fitiavako anao efa latsa paka tanatiko toa fankam-panahy tiako handosirana nefa hiverenako rahaihodivirana sao hanenenako na dia teo aza ilay ady nifandaozana ireo teny maratra nifanaovana mbola tiako foana ianao tsy kivy anefa aho raha toa milaza izao hoe mbola manantena foana ny fiverenanao ka fangatahana ny ahy:"malala ô mba miverena" tsarovy anefa aky,safidy ny anao fa tsy hoe hoterena

Partager nilaza ianao

Commenter nilaza ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Valentin gouasmia